Teny iditra | solaitrabe | |
Singan-teny | solaitra ; be | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Solaitra makadiry mipetaka amin' ny rindrina anoratana mba ho hitan' ny mpianatra rehetra iray lakilasy [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Tableau noir [1.13] | |
Voambolana | Fianarana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/08 |