Teny iditra | seminera | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. séminaire] (Fiv. kay.) Toerana anomanan' ny Eglizy ny tanora manam-pikasana ho pretra Fiofanan' antokon' olona miaraka, amin' ny toarana iray, ara-pirehan-kevitra na ara-teknika [1.1] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ny fihaviany | Frantsay: séminaire. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |