Teny iditra | sapile | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. chapelet] Fitohitohizam-boa toa vakana dimampolo mizarazara ho antokony tsifolofolo hanisana ny "Arahaba, ry Maria", fivavahana ataon' ny katolika amin' i Masina Maria: Manao sapile. / Toko sapile roa no asa fivalozana azoko [1.1] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ny fihaviany | Frantsay: chapelet. | |
Fivaditsoratra | elipsa, pisale, sapile |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |