Teny iditra | salebolebo (lebolebo (lebo)) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fisondrotry ny ambavafo ta handoa, loiloy [1.1] | ||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | lebolebo ~ salembo ~ salembona ~ salemboana | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |