Teny iditra | rijarija | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Haavo na tsanganana maradona tsara, rajaraja. [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Le port d'un arbre ; surtout quand ce port est élancé, élégant. On dit aussi firijarija. [1.196] | ||||||
Voambolana | Haizavamaniry | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | jirajira, rijarija |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |