Teny iditra | renilahy | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Taimoro] Rahalahin-dray [1.78] | |
[Taisaka] Dadatoa, anadahin-dreny [1.78] | ||
[Bara] Dadatoa [1.78] | ||
[Tanosy] Anabavin-dray, rahavavin-dreny [1.78] | ||
Voambolana | Fifandraisana: fianakaviana | |
Fivaditsoratra | haliñery, renilahy |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |