Teny iditra | ravin' ; ravin- | ||||||||
Sokajin-teny | endritenin' ny hoe ravina | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Anaram-javamaniry |
| ||||||||
Teny iditra | ravin | ||||||||
Sokajin-teny | anarana (lahy) | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Hady nohazan' ny riaka [1.4] | ||||||||
hadin-driaka [1.66] | |||||||||
fampana [1.13] | |||||||||
hady [1.5] | |||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |