Teny iditra | raoatry | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazan' omby vahiny nampidirin' i Jean Laborde teto Madagasikara [1.1] | |
Voambolana | Haibiby: mampinono | |
Ny fihaviany | Frantsay: rouar (patois). | |
Tsipelina hafa | roatry | |
Fivaditsoratra | airotra, aoritra, atroary, irarato, raoatry |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |