Teny iditra | ranondoha | |
Singan-teny | rano ; loha | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Rano avy amin' ny vehivavy, izay latsaka alohan' ny zaza ateraka, ka matetika fambara fa efa akaiky ny ahalatsahany [1.1] | |
Rano ilomanosan'ny zaza ao am-bohoka [1.13] | ||
Fanazavàna teny anglisy | [ ranon-doha ] The show before birth. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Liquide amniotique [1.13] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/24 |