Teny iditra | ramangorona | |
Singan-teny | ra ; mangorona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry madinika izay raha vao voatohina dia mihorona [1.1] | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Teny iditra | ramangorona | |
Singan-teny | ra ; mangorona | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Biby be misambotra ary mandentika any anaty rano araka ny voalazan' ny angano [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | A mythical person. [1.2] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/09 |