Teny iditra | pretra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [fr. prêtre] Olona voahosotry ny eveka mba hi-tondra fiangonana, hanao lamesa sy hizarazara sakramenta ary hitory ny tenin' Andriamanitra (Fiv. kat.) [1.1] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ny fihaviany | Frantsay: prêtre. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |