Teny iditra | pilina | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Fanafody miendri-boananana kely natao hatelina avy hatrany [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | A pill [1.2, 1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Pilule [1.8] | ||||
[Merina] (de l'anglais : pill). Pilule [1.196] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Ny fihaviany | Anglisy: pill. | ||||
Fivaditsoratra | pañily, pilina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |