|
|
|
|

Teny iditra (1/4)1 O    o    
Sokajin-teny  2 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  3Tarehintsoratra fahefatra ambin'ny folo ary zanasoratra fahefatra amin'ny abidy malagasy.
4Ny zanatsoratra O dia mety hanana tonom-peo "ao" amin'ireto toe-javatra telo ireto ka amin'ireo roa farany dia asiana satrony (ô) ny fanoratana azy: a) amin'ny teny avy amin'ny fiteny vahiny: radio, sosisy; b) amin'ny teny fitenim-paritra sasantsasany: ny vôla (tsimihety); d) amin'ilay tenim-piontanana merina "ô": Tompo ô!. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  5the fourteenth letter of the Malagasy alphabet.
6In accented syllables it has the sound of o in move, but a somewhat lighter sound in unaccented syllables.
7In the interjection "o" (used as a sign of the vocative case) and in some of the provinces it has the same sound as a single o in English.. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  8Quatorzième lettre et quatrième voyelle de l'alphabet malgache. [1.3]
Mpanahaka  9 abidy
Teny nalaina  10 Soratra misy io teny io
Tsanganana sy sary iray takila  11 Ny abidia
Lahatsoratra  12Andriamihaja Solonavalona: Ny fivoaran'ny abidia malagasy
Sary 

Teny iditra (2/4)13 ô
Sokajin-teny  14 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15Fanao eo aorian' ny anaran' olona antsoina ka italahoana, na anaran-javatra heverina ho toy ny olona ka itenenana: Tompo ô, mihanta aminao izahay! / Ry tanindrazanay malala ô. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  16used in addressing people, as : Rakoto ô! oh, Rakoto!. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  17(vocative). [1.8]
Ohatra  18 Rafotsy ô ! miantso andRampananambonitany, efa lehibe isika [2.48]

Teny iditra (3/4)19 -o
Sokajin-teny  20 mpisolo anarana [Fitanisana]
Mpanahaka  21 ko
Tsanganana sy sary iray takila  22 Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (4/4)23 O    
Sokajin-teny  24 anarana (eva)
Fanazavàna teny malagasy  25Ôksizenina.
26Singa mietona, fahavalo amin'ny fisokajiana miherina.. [3.1]
Fanazavàna teny anglisy  27Oxygen.. [3.1]
Fanazavàna teny frantsay  28Oxygène.. [3.1]
Voambolana  29 Simia
Tsanganana sy sary iray takila  30 Fisokajiana miherina

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/02