Teny iditra |
ngorodona
(ngodona)
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny rodorodon' ny famindran' ny olona na ny biby maro tafara-dia. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | The sound produced by the feet of a multitude in motion. Comp. rodona, ngodona. [1.2]
|
| The sound of feet [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Plancher, dalle Le bruit produit par les pas sur un plancher, le retentissement des pas d'une foule qui marche, des pas des chevaux, des boeufs [1.3]
|
| Le bruit de pas [1.8]
|
Voambolana |
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
ngorodona
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Hazo voarary atao fandiavana amin' ny efitra: Rairain-drihana no ipetrahan' ny ngorodona [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A floor [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Plancher [1.8]
|
Tovy hevitra | |
|