Teny iditra | moja | ||
Sokajin-teny | kambanteny | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Tatavia [1.78] | ||
Voambolana | Haiaina | ||
Teny iditra | moja | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Anarana iantsoana ny taolana eo ambanin' ny valahana. Jereo Maoja [1.1] | ||
Voambolana | Haiaina | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | maoja | ||
Fivaditsoratra | jomà, moja |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/21 |