Teny iditra | mifampitakona (takona) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mifampitondra (kilalao ataon' ny ankizy izay mifampitondra amin' ny tehina bao) [1.1] | ||||||
Voambolana | Kilalao | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Fivaditsoratra | mifampikatona, mifampitakona |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/03 |