Teny iditra | mievina (evina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mamoaka rivotra amin' ny orona tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ary mahatonga ny vava handefa piti-drora koa: Raha misy mievina dia mifandrombaka ny olona manao hoe: "Velona"; fa raha zaza kosa no mievina dia atao hoe: "Afa-drofy" [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To sneeze [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | éternuer [1.8] | ||||||||
Ohatra | koa raha misy ireo olona ireo mikohaka, na mievina, na miteny, raha afana' ny Kelimalaza, dia alao ny hoe "fambara ka hahita loza" izany olona izany fa ontanim-boina foana eo izy.
[2.48] | ||||||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny mievina io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |