Teny iditra |
miahiahy
(ahiahy (ahy))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitorotoroka olona ao an-tsaina ho nahavita ratsy: Tsy niahiahy anao velively aho saingy nisy porofo hitako ka voatery hitory anao aho [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be distrustful, to be suspicious. [1.2]
|
| To worry, to be suspicious [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Avoir de l'inquiétude, des soupçons [1.8]
|
Ohatra | Misy ny miahiahy fa angamba Ingahy Ravelo ihany no nandefa taratasy tsy misy sonia tany amin-dRagova.
[2.472]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
miahiahy |
Ny lasa : |
niahiahy |
Ny hoavy : |
hiahiahy |
|
Ohabolana |
|