Teny iditra | marolongo | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Karazam-bibilava hafa kely fa maromaro izy no miray lavaka ka raha misy mamono ny iray aminy dia mivoaka daholo izy rehetra manaraka an' ilay namono ny namany; somary volombatolalaka, misoratra fotsy ny volony. (Anarany hafa: Marorazana na Maroandavaka) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Nom d'une espèce de serpent. [1.19] | |
Voambolana | Haibiby: biby mandady ary biby miain-droa | |
Tovy hevitra | marorazana ~ maroandavaka | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |