Teny iditra | mantaoro | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Bibikely izay mamoaka fivalanana mampirofotra hiditr'olona [1.78] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Fivaditsoratra | mañatoro, manorota, manotora, mantaoro, maonotra, romotana |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |