Teny iditra | manjamaso (manja, maso) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Ilay vola matevintevina toa mivolantsinana eo ambony maso, antsoin' ny sasany koa hoe "volomaso ambony" [1.1] | |
Voambolana | Haiaina | |
Teny iditra | manjamaso (manja, maso) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra manjamanja andokoan' ny vehivavy ny ambony masony raha manify ny manjamasony [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |