Teny iditra | maningim-barahina | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Manakambana metaly roa na takelabarahina tsy mitovy amin'ny alalan'ny fanatsonehana [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Braser [1.13] | |
Voambolana | Haitao | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |