Teny iditra |
manindao
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Halavan-drefy hatreo amin' ny loha tondro havia ka hatramin' ny soroka havanana (mitovy amin' ny dimanjehy ary manakaiky ny iray metatra vazaha) [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | A yard and a span, from the end of one shoulder across the breast to the tip of the fingers. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Depuis le bout des doigts jusqu' à l' épaule de l' autre bras, la main étant ouverte et le bras allongé [2.415]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
manindao
(indao)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mitondra homba ny tena, mifaoka, mipaoka: Avy ny rivotra dia nanindao ny tafon'ny tranonay [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To take, to carry [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Emporter, entraîner [1.3]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
manindao |
Ny lasa : |
nanindao |
Ny hoavy : |
hanindao |
Filaza mandidy : |
manindaosa |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|