Teny iditra | mangorangorana (horangorana) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Mahatsiaro torovandrovana toy ny hanavy: Injany manako ny kotrok' orana / Mandreraka sady mandazolazo / Tsapaina ny fo ka mangorangorana / Mafana kanefa tsy voan' ny tazo (S. BEM) [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Qui ressent des douleurs dans les os [1.3] | |
Ohatra | - mangorangorana iray ihany ny tenany manontolo.
[2.470] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |