|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  mangaoka (haoka)
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  Mandoaka, mandavaka [1.1]
4  Mangarona, misikotra mba hahalala zavatra [1.1]
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
Mpanahaka  8  Mangaroka, misafary, misaroro, mamantatra

Teny iditra (2/3)9  mangaoka
Sokajin-teny  10  anarana
Voambolana  11  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  12  Mangaoka vient de haoka : action de creuser, parce qu'on devait creuser profondément dans le marécage pour déterrer les tubercules. Voir aussi mangoka, mangilo. Orthographe préférée par Guy Ramanantsoa : Typhonodorum Lindleyanum Schott (Araceae). (Voir Colloque International de l'Académie Malgache sur les Lémuriens, 1978). [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (3/3)14  mangaoka (fangaoka)
Sokajin-teny  15  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  16  To smooth pottery with the fangaoka. [1.2]
Haiendriteny 
17  Ny ankehitriny :
18  Ny lasa :
19  Ny hoavy :

Fivaditsoratra  20  makangoa, mangaoka, mangoaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20