Teny iditra | mamoavary (voavary) | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Misy voavary: Any amin' ny lelany no amantarana ny kisoa mamoavary [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To contain tapeworm cysts (of pork) [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Viande de porc ladre [1.8] | |
Voambolana | Fahasalamana ~ Haibiby: (amin' ny ankapobeny) | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |