Teny iditra |
mamazivazy
(vazivazy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Manamavomavo, manao teny tsy manome voninahitra: Tovolahy kely io ianao no hamazivazy lehilahy lehibe ohatra an-drainao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To tease, to mock, to torment [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Plaisanter, se moquer de [1.8]
|
Ohatra | Aripaho, aringano fa mamazivazy ny fanjakako eto amin'ity faritany ity.
[2.895]
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamazivazy |
Ny lasa : |
namazivazy |
Ny hoavy : |
hamazivazy |
Filaza mandidy : |
mamazivazia |
|
Ohabolana |
|