Teny iditra | mahatahotra (tahotra) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Frightening [1.7] | ||||||
Ohatra | henoko feo, Dia feo mahatahotra, feo makadiry!
[1.267] | ||||||
Teny iditra | mahatahotra (tahotra) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To cause fear [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Effrayer, épouvanter [1.8] | ||||||
Ohatra | Izany kosa no mahatahotra ahy raha mijanona.
[2.587] | ||||||
Voambolana | Ontam-po | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/09/05 |