Teny iditra | lopotra | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Lamba volonondry mainty na manga antitra fanao akanjo sy pataloa, akanjom-behivavy. [1.1] | |||
Karazan-damba [1.13] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Draperie [1.13] | |||
Nom générique des tissus de laine, dra [...] [tohiny 1.5] | ||||
Voambolana | Toe-karena: zaitra | |||
Kamban-teny |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lopotra io | |||
Fivaditsoratra | lapotro, lopotra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/07 |