Teny iditra | lembalemba (lemba) | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tany marin-tampona ambony havoana [1.1, 1.13] | ||||||
lembalemban' i Mahafaly ~ lembalemban' i Karimbola ~ lembalemban' i Bemaraha ~ lembalemban' i Maroaboaly ~ lembalemban' Antanimena ~ lembalemban' i Marovoalavo ~ lembalemban' i Vohibary ~ lembalemban' i Makira ~ lembalemba ambanin' Androna ~ lembalemban' Analavory [2.118] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | Plateau [1.13] | ||||||
Voambolana | Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny lembalemba io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |