Teny iditra | laraka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zava-pisotro mahery atao avy amin' ny vary nalòna [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] (du français « l'arack »). Nom des alcools de grain, blancs et très forts importés à Madagascar. Ce sont généralement des alcools de basse qualité préparés au Japon ou en Chine. [1.196] | |
Voambolana | Toe-karena: hanina | |
Ny fihaviany | Frantsay: l' arack. | |
Fivaditsoratra | lakara, laraka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |