Teny iditra | lakoroa | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny anglisy | A cross. A word only used by the Roman Catholics. [Fr. la croix] [1.2] | |
Ohatra | Tsy tandrok' omby sy lakoroa ny azy, fa Kristy sy Beliala kosa.
[2.285] | |
Voambolana | Fivavahana, finoana | |
Ny fihaviany | Frantsay: la croix. | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |