Teny iditra | koroka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka] Bibikely manimba fanaka [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Charançon ; insecte qui détruit les graines, qui s'attaque au bois [1.19] | |
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | |
Tovy hevitra | koroko | |
Teny iditra | koroka | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Brigand [1.19] | |
Tovy hevitra | koroko | |
Teny iditra | koroka | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Jejo, janga [1.78] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |