Teny iditra | koreanina | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Firenena any amin' ny tany saikanosy avaratra atsinanan' i Azia: Betsaka kokoa ny Koreanina atsimo noho ny avaratra Momba an' i Korea, an' i Korea na avy any Korea: i Seoly no renivohitra koreanina atsimo [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Korean [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Coréen, coréenne [3.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: coréen. | |
Mpanahaka | Korea | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |