Teny iditra | kitsangana (tsangana) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Zavamaniry misy vodiny azo hanina ary maniry an-tampon-tanety toy ny avoko saingy ny bika sy ny tsirony samy hafa (Pycnoncuron junciforme) [1.1] | |
Anarana siantifika | Pycnoncuron junciforme | |
Voambolana | Haizavamaniry: ahitra | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kitsangana io | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |