Teny iditra |
kinanga
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny frantsay | Peut-être, au contraire, bien que, cependant [1.3]
|
Ohatra | Kinanga mba hakan'ialahy koa ataon' ialahy hoe: « Lasany ny an'andriana, mba omeo koa izahay.
[2.298]
|
Tsipelina hafa |
|
Teny iditra |
kinanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Vintana, sendrasendra: K'aja mañano kinanga laha hañano fañadiña (aza miantehatra amin'ny sendrasendra raha hanao fanadinana) [1.78]
|
| Sendrasendra, vintana: Kinanga no nahazoako tamin' ny antsapaka [1.1]
|
|
Teny iditra |
kinanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Sihanaka]
Kobay (aretina) [1.78]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
kinanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana]
Bâton pour les idoles. [1.19]
|
Voambolana |
|
Teny iditra |
kinanga
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny frantsay | [Tanala]
Plante indéterminée.
Peut être nom réservé aux usages magiques d'une espèce qui porte, normalement, un autre nom. [1.196]
|
Voambolana |
|