Teny iditra | kibango | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Sakalava] Kitapo fasiana firavaka sarobidy fitondra mandeha [1.1] | |
Teny iditra | kibango | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Tehina hazo be Hazo misy kofehy atao a min'ny vozon'ny biby sasantsasany mba hanelingelina azy, toy ny alika izany, na ny akoho tsy tiana hikotrika, na ny omby maditra [1.1] | |
Teny iditra | kibango | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Syphilis. [1.19] | |
Voambolana | Fahasalamana | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |