Teny iditra | karate | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba fiady avy any Japan tsy mampiasa afa-tsy ny tanana sy ny tongotra raha mamely na miaro tena [1.1] | |
Voambolana | Fanatanjahan-tena | |
Ny fihaviany | Frantsay: karaté. | |
Fivaditsoratra | atrake, atreka, etraka, karate, raketa, retaka, teraka, treaka |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |