Teny iditra | karandoha | ||||
Singan-teny | karana ; loha | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Taolana mifaritra boribory izay mifono ny atidoha sady miaro azy [1.1] | ||||
Fitambaran'ny taolan-doha [1.13] | |||||
Fanazavàna teny anglisy | A skull [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Crâne [1.8, 1.13] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haiaina | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-javamaniry |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/31 |