Teny iditra | kantsona | ||||||
Sokajin-teny | anarana | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Ny feon' ny ronono tarena mifantsitsitra ao anaty voatavo fanantazana azy. [1.1] | ||||||
Voambolana | Feo | ||||||
Sampanteny |
| ||||||
Tovy hevitra | kantsonkantsona | ||||||
Fivaditsoratra | kantsano, kantsona |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |