Teny iditra | kanety | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Zavatra boribory kely tahaka ny fanondro, vita amin' ny vato na tamaboha na tanimanga, ilalaovan' ny ankizy [1.1] | ||
Fanazavàna teny anglisy | A marble (plaything) [1.7] | ||
Fanazavàna teny frantsay | Bille (jouet) [1.8] | ||
Voambolana | Kilalao | ||
Kamban-teny |
| ||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny kanety io | ||
Fivaditsoratra | ankety, kanety, ketañy, ketina, tanike |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |