|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/3) | 1 izay |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3Manondro zavatra efa voalaza na heno ka tsahivina: Avereno fa tiako loatra izay hira izay.
4Enti-misolo anarana vao voalaza eo aloha no sady mampifandray hevitra roa: Tsy maintsy sazina ny mpianatra izay tsy mianatra tsara. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
5who, whom, which, that.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
6qui, que, à qui, à quoi.
[1.8] |
| Kamban-teny rehetra | 7Fikambanana 36 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny mpisolo rehetra |
| Teny iditra (2/3) | 9 izay |
| Sokajin-teny | 10 tambinteny [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
11now.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
12maintenant.
[1.8] |
| Mpanahaka | 13 izaytratra |
| Kamban-teny rehetra | 14Fikambanana 4 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/3) | 15 izay |
| Sokajin-teny | 16 tenim-piontanana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny anglisy |
17exclamation of approval; that's it !.
[1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
18c'est bien cela !.
[1.8] |
| Fivaditsoratra | 19 aizy, 20 izay |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|