|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 izatsy |
| Fototeny | 2itsy |
| Sokajin-teny | 3 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
4Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona, ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny "itsy" fototeny niaviany ihany: Tsy hitanao angaha izatsy trano voalokaloky ny amontana izatsy?.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5celui ou celle qui est là, ce qui est là.
[1.5] |
| Ohatra |
6 Koa tsy hanao zavatra vaovao tsinona, koa dia naniraka izatsy be loatra izatsy.
[2.366]
7 avy ery ambony izatsy no fasan-drazanay, ary ao no milevina ireo nahitako masoandro. [2.529] |
| Tsanganana sy sary iray takila |
8 Ny mpisolo rehetra |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
|