|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 izaho |
| Sokajin-teny | 2 mpisolo anarana [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
3enti-misolo ny olona miteny raha tokana ka atao teny lazaina:.
4Izaho no nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ.. 5(Miova ho "aho" ny "izaho" raha tsy antitranterina ny filaza ny teny lazaina ka atao ao aorian'ny matoanteny mamarana ny fehezanteny:. 6Nisotro rano tamin'itỳ kaopy itỳ aho).. [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7see aho..
[1.2] 8I (emphatic). [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
9je, moi..
10Manao izaho ity: faire l'important.. [1.3, 1.8] 11je, moi (s'emploie au début de la phrase).. [1.5] 12je, moi. 13[Peu employé, cf. 14plutôt aho, iaho].. [Tanala] [1.6] |
| Sampanteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 17Fikambanana 5 amin' io teny io |
| Tsanganana sy sary iray takila |
18 Ny mpisolo rehetra |
| Fivaditsoratra | 19 haizo, 20 izaho, 21 ohazy |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/08 |
|