Teny iditra | italianina | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Italia: Azo lazaina ho firenena artista ny Italianina Momba an' i Italia, an' i Italia na avy any Italia: Tamin' ny taon-jato faha-XVI no nivelaran' ny zavakanto italianina indrindra [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Italian [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Italien, italienne [3.1] | |
Voambolana | Haitoetany: firenena, foko | |
Ny fihaviany | Frantsay: italien. | |
Mpanahaka | Italia | |
Fivaditsoratra | alatinainy, italianina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |