|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1 indrỳ
Sokajin-teny  2 tenim-piontanana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3Enti-manondro olona na zavatra tokana erỳ lavitra: Indrỳ lasa ny fiaramanidina. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4behold! Here it is.
5See indro. [1.2]
6look! there it is!. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7tiens!.
8le voilà (au loin). [1.3]
9voilà! là!. [1.8]

Teny iditra (2/3)10 indrỳ
Sokajin-teny  11 mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12Misolo ny olona itenenana, fampiasan' ny samy vehivavy mifankazatra fatratra, na indraindray rehefa tezitra izaitsizy, toy ny "ialahy" amin' ny samy lehilahy: Indrỳ ve tsy mahita mpampianatra zavamaneno hampianatra ahy? / Taiza aho no hitan' indrỳ nanendrikendrika an' indrỳ. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  13you (singular), used familiarly by mother to daughter. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  14toi, s'emploie entre la mère et sa fille. [1.8]
Tsanganana sy sary iray takila  15 Ny mpisolo rehetra

Teny iditra (3/3)16 indry
Sokajin-teny  17 Tsy lazaina
Fanazavàna teny malagasy  [1.78]
Tovy hevitra  18indriky

Fivaditsoratra  19 indry, indrỳ

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05