Teny iditra | hoda | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | Malemy, bodaka: Vomanga hoda [1.1] | ||
Anaram-javamaniry |
| ||
Teny iditra | hoda | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] Lehilahy [1.78] | ||
Teny iditra | hoda | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny frantsay | [Merina] L'un des nombreux noms de la patate, Ipomoea batatas (L.) Lam. (Convolvulaceae). [1.196] | ||
Anarana siantifika | Ipomoea batatas | ||
Voambolana | Haizavamaniry | ||
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/26 |