Teny iditra | hirihiry | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Fihenahenana tsy miteny na mihetsika; fandavana jadona amin' izay lazaina azy; fanehoana di-doha tsy hanaraka ny hevitry ny hafa. [1.1] | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Inflexibilité, refus opiniâtre [1.196] | |||||||||||||||
Haiendriteny |
| |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | hirihiry | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | [Betsimisaraka, Bezanozano, Sihanaka] Chrysalidocarpus arenarum Jum. (Arecaceae). Pousse le plus souvent en touffes comprenant plusieurs stipes. Utilisé dans la construction des maisons rustiques. Troncs très rigides. [1.196] | |||||||||||||||
Anarana siantifika | Chrysalidocarpus arenarum | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/25 |