Teny iditra | hema | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza olona miditra any anaty ny molony ambony [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tankarana] Lèvre supérieure rentrante. [1.19] | |
Voambolana | Haiaina | |
Fivaditsoratra | hema, mahe |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |