Teny iditra |
helo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala]
Mivezika [1.78]
|
| Zavatra miserantserana sy manakontakona avy eo ambony loha. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Hovering, wavering, as something above a window. See helana, hero-hero. [1.2]
|
Sampanteny |
Tovy hevitra | |
|
Teny iditra |
helo
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Toerana any amin' ny fiainan-tsy hita inoan' ny mpivavaka kristianina ho fitoeran' ireo ratsy fanahy teto an-tany ka ijaliany amin' ny tsy fahitany an' Andriamanitra; afobe [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Hell [1.2, 1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | L'enfer [1.8]
|
Voambolana |
Ny fihaviany | Anglisy: hell.
|
Lahatsoratra |
|